Ampidiro aloha ny tenimiafina
AMPY HO AHY NY FAHASOAVANAO (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:
Ny andro maro ( andro maro izay hiainako)
Dia avy taminao ( maimaimpoana nomenao ho ahy)
Ny rivotra tononkira.serasera.org koa (rivotra sy ny voahary soa)
Sy ny masoandro ( aina tanjaka sy hery koa)
Nomenao ho ahy ( Tompo ô)
Omenao ahy (Misaotra Anao)
Tariho eskseotg aho (Tompo ô)
Hanao izay sitrakao
Tantano aho ry Jesosy, hitoetra eo Aminao
AMPY HO AHY NY FAHASOAVANAO
1- iyjkyjx Raha mijery ireo zava-boahary aho ry Jesosy Tompoko
Dia mahita ireo fahendrenao lalin-doatra
Tsy haiko anefa ny mamisavisa izany Tompo ô
AMPY HO snuvhied AHY NY FAHASOAVANAO
2- Raha mijery ireo zava-boahary aho ry Jesosy Tompoko
Dia mahatsapa fa ao aminao ny fahendrena
Tsy haiko anefa ny hamisavisa izany Tompo ô
AMPY HO AHY NY FAHASOAVANAO
Ny andro maro.............

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYVangy : 2234
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jeremiar1
Daty : 07/02/2017 13:14