AOKA HAFANA FO ISIKA! (Sampana Tanora Kristianina Zandriny ambondrona firaisana(STKZa ambodrona firaisana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andao kcdyk e!andao ary isika hidera
hidera!hidera ilay mpanjaka
ka dia venteso mafy hatrany
hanakatra rwacqksm ny avo indrindra X2


ref:Dia mazotoa foana
aza mba malaina izany
he aoka hafana fo xeuns isika
amin'ny fanompoana ny tompo

Oaiza!he aiza ary ianareo
derao,derao ilay mpamonjy
ka dia ny fihetsika tononkira.serasera.org arindrao
mba ho mendrika ny tompo

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Sampana Tanora Kristianina Zandriny ambondrona firaisana(STKZa ambodrona firaisana)
Hits : 1473
Likes : 0 Like
Created by : dan09
Date : 20/11/2016 10:44
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0307