Sampana Tanora Kristianina Zandriny ambondrona firaisana(STKZa ambodrona firaisana)
1969
Nampiditra : dan09
Tamin'ny : 14/11/2016 11:58:56
Mombamomba :
Ny STKZa dia sampana iray ao amin'ny FJKM ambondrona firaisana izay manao ny asa rehetra hiderana ilay Andriamanitra avo indrindra,ohatra amin'izany asa izany ny torinteny ary ny fampielezana ny filazantsara avy amin'ny alalan'ny hira fiderana ny anaran'Andriamanitra.
''Fenoy filazantsara i madagasikara''
Lisitry ny hira
Hampiditra hira- aiza ianao
- Anio
- AOKA HAFANA FO ISIKA!
- FENOY TOMPO O!
- N'IZA N'IZA TSY FALY
- NY RANAO NITETE
- OMEO FAMELANA
- Sambatra
- TSY NY TENY