NY RANAO NITETE (Sampana Tanora Kristianina Zandriny ambondrona firaisana(STKZa ambodrona firaisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroanao ve anio?fa ilay tomponao
nitsangana izy fa nandresy
nandresy prlxbql hoanao,na dia mpanota izao
fitiavana lehibe tsisy hoatrizany
ref:Ny ranao nitete sy ny fijalianao
dia hery sy nxhqkjxs tanjakay ry tompo o
izany no hiranay ka entina eo aminao
he feno fisaorana ny fonay
Tsaroanao ve anio?fa ilay tomponao
niharitra xgho hazo fijaliana
mba tononkira.serasera.org hamonjeny anao izay mpanota izao
fitiavana lehibe tsisy hoatrizany
nitsangana izy fa nandresy
nandresy prlxbql hoanao,na dia mpanota izao
fitiavana lehibe tsisy hoatrizany
ref:Ny ranao nitete sy ny fijalianao
dia hery sy nxhqkjxs tanjakay ry tompo o
izany no hiranay ka entina eo aminao
he feno fisaorana ny fonay
Tsaroanao ve anio?fa ilay tomponao
niharitra xgho hazo fijaliana
mba tononkira.serasera.org hamonjeny anao izay mpanota izao
fitiavana lehibe tsisy hoatrizany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Sampana Tanora Kristianina Zandriny ambondrona firaisana(STKZa ambodrona firaisana)Hits : 1703
Likes : 0 Like
Created by : dan09
Date : 20/11/2016 10:29
