TSY NY TENY (Sampana Tanora Kristianina Zandriny ambondrona firaisana(STKZa ambodrona firaisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ny teny avy aminao no hitsarana
na ny fombafombanao no hilazana
na ny feo kantonao no ichsxvrt hanambarana
fa ao aminao ilay fanahin'ny fahatsarana
ref:fa ny fananao fo tsara vuhhlwep tokoa
sy ny fanahin'ny marina mendrika moa
feno ny fanahin'ny fanetretena
mora indrindra,be fitiavana,honena
Tsy ny tononkira.serasera.org bikabikanao izay tena soa
tsy ny asa vitanao maro tokoa
tsy ny fandehananao any an-tempoly
na koa ny cmfry fitondrana ilay baiboly
na ny fombafombanao no hilazana
na ny feo kantonao no ichsxvrt hanambarana
fa ao aminao ilay fanahin'ny fahatsarana
ref:fa ny fananao fo tsara vuhhlwep tokoa
sy ny fanahin'ny marina mendrika moa
feno ny fanahin'ny fanetretena
mora indrindra,be fitiavana,honena
Tsy ny tononkira.serasera.org bikabikanao izay tena soa
tsy ny asa vitanao maro tokoa
tsy ny fandehananao any an-tempoly
na koa ny cmfry fitondrana ilay baiboly
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Sampana Tanora Kristianina Zandriny ambondrona firaisana(STKZa ambodrona firaisana)Vangy : 1314
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : dan09
Daty : 20/11/2016 10:24
