AOKA HAFANA FO ISIKA! (Sampana Tanora Kristianina Zandriny ambondrona firaisana(STKZa ambodrona firaisana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andao e!andao ary isika wgcbrtu hidera
hidera!hidera ilay mpanjaka
ka dia venteso mafy hatrany
hanakatra ny avo indrindra X2


ref:Dia mazotoa foana
aza mba vqajcjd malaina izany
he aoka hafana fo isika
amin'ny fanompoana ny tompo

Oaiza!he aiza ary ianareo
derao,derao ilay mpamonjy
ka lozyp dia ny fihetsika arindrao
mba tononkira.serasera.org ho mendrika ny tompo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Sampana Tanora Kristianina Zandriny ambondrona firaisana(STKZa ambodrona firaisana)
Vangy : 1472
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : dan09
Daty : 20/11/2016 10:44
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03