AOKA HAFANA FO ISIKA! (Sampana Tanora Kristianina Zandriny ambondrona firaisana(STKZa ambodrona firaisana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andao e!andao ary isika uxxqcha hidera
hidera!hidera ilay mpanjaka
ka dia venteso mafy hatrany
hanakatra ny avo indrindra X2


ref:Dia mazotoa foana
aza mba malaina izany
he aoka sjyiaw hafana fo isika
amin'ny fanompoana ny tompo

Oaiza!he aiza ary ianareo
derao,derao ilay mpamonjy
ka dia ny tononkira.serasera.org fihetsika arindrao
mba ho mendrika ny orlw tompo

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Sampana Tanora Kristianina Zandriny ambondrona firaisana(STKZa ambodrona firaisana)
Hits : 1474
Likes : 0 Like
Created by : dan09
Date : 20/11/2016 10:44
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0299