OMEO FAMELANA (Sampana Tanora Kristianina Zandriny ambondrona firaisana(STKZa ambodrona firaisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy swjfyq takona hafenina fa mibaribari
ireo loton'ny fonay ry andriananahary
kanefa cxyll dia tsy foinao hatramizao
dia indro fa mbola navela hideranao ry ray
ref:jesosy o!jereo eee
aza avelanao irery,tantano
ny fonay maloto diovy,omeo...
omeo famelàna ho mendrika anao
Tsy takona tononkira.serasera.org hafenina fa miseho lany
ireo eqsndfm rendrarendra manaitra eto antany
kanefa ry tompo soa ihany hatramizao
dia indro fa mbola navela hiantso anao ry ray.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Sampana Tanora Kristianina Zandriny ambondrona firaisana(STKZa ambodrona firaisana)Vangy : 1418
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : dan09
Daty : 20/11/2016 09:55