aiza ianao (Sampana Tanora Kristianina Zandriny ambondrona firaisana(STKZa ambodrona firaisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
aiza ianao
ndeha hiaraka izao
hanandratra feo
hoan'i pqrklhr Kristy
ilay avo indrindra
ilay mpanjakanao
ilay mpamojy izao
tontolo izao
fa mpandresy ianao
ho mpandresy tokoa
fa ilay tomponao
miaraka aminao
solo:raiso izy anio
amin'ny fo madio
ref:raiso uubpxfvz qymc ary ny tomponao
amin'ny fo tononkira.serasera.org madio X2
fa mpandresy ianao X3
ka dia...
ka dia mifalia
ndeha hiaraka izao
hanandratra feo
hoan'i pqrklhr Kristy
ilay avo indrindra
ilay mpanjakanao
ilay mpamojy izao
tontolo izao
fa mpandresy ianao
ho mpandresy tokoa
fa ilay tomponao
miaraka aminao
solo:raiso izy anio
amin'ny fo madio
ref:raiso uubpxfvz qymc ary ny tomponao
amin'ny fo tononkira.serasera.org madio X2
fa mpandresy ianao X3
ka dia...
ka dia mifalia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Sampana Tanora Kristianina Zandriny ambondrona firaisana(STKZa ambodrona firaisana)Vangy : 1601
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : dan09
Daty : 14/11/2016 14:15
