aiza ianao (Sampana Tanora Kristianina Zandriny ambondrona firaisana(STKZa ambodrona firaisana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
aiza ianao
ndeha hiaraka izao
hanandratra feo
hoan'i Kristy
ilay avo indrindra
ilay mpanjakanao
ilay mpamojy izao
tontolo izao

fa mpandresy ianao
ho mpandresy tokoa
fa ilay tomponao
miaraka aminao
solo:raiso izy anio
amin'ny fo madio

ref:raiso ary ny tomponao
amin'ny fo madio X2
fa mpandresy ianao X3
ka dia...
ka dia mifalia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Sampana Tanora Kristianina Zandriny ambondrona firaisana(STKZa ambodrona firaisana)
Vangy : 1144
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : dan09
Daty : 14/11/2016 14:15
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0763