aiza ianao (Sampana Tanora Kristianina Zandriny ambondrona firaisana(STKZa ambodrona firaisana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
aiza ianao
ndeha pvht hiaraka izao
hanandratra feo
hoan'i Kristy
ilay avo indrindra
ilay mpanjakanao
ilay mpamojy cnvwulqb izao
tontolo izao

fa mpandresy ianao
ho mpandresy tokoa
fa ilay tomponao
miaraka aminao
solo:raiso izy anio
amin'ny fo madio

ref:raiso tpjy ary ny tomponao
amin'ny fo madio X2
fa tononkira.serasera.org mpandresy ianao X3
ka dia...
ka dia mifalia

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0764