Ataovy malaladalaka (Samoann)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vorivory ifqpxcom indray ny mpianankavy fa tonga inty hvpr ilay nandrasana ah!
Vorivory indray ny mpianankavy fa tnvpra tonga inty ilay nandrasana ah!
Ny avy any avaratra sy ny atsimo, ny andrefana sy ny antsinanana ah!

Ia Ia ô
Ia ia ô
Miara-mifety sy mikorana ah!
ataovy malaladalaka
ataovy malaladalaka
ataovy malaladalaka
mba hifalifalian'ny taranaka
Ka manahoana sy manahoana ny Mpianakavy raha tafahaona?
Takin'inona sy takin'inona fa na dia reraka aza tsy maninona
Ka manahoana sy tononkira.serasera.org manahoana ny Mpianakavy raha tafavory?
Takin'inona sy takin'inona fa tsisy mahazo mandeha matory

--------
Rohy: