Ataovy malaladalaka (Samoann)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vorivory indray ny mpianankavy fa tonga inty ilay tononkira.serasera.org nandrasana ah!
Vorivory indray ny mpianankavy fa tonga inty ilay rsjokhr nandrasana ah!
Ny avy any avaratra sy ny atsimo, ny andrefana sy ny antsinanana ah!

Ia Ia ô
Ia ia ô
Miara-mifety sy mikorana ah!
ataovy malaladalaka
ataovy malaladalaka
ataovy malaladalaka
mba hifalifalian'ny taranaka
Ka manahoana sy manahoana ny Mpianakavy raha tafahaona?
Takin'inona sy takin'inona fa na dia reraka aza tsy maninona
Ka manahoana sy manahoana ny qzet Mpianakavy raha tafavory?
Takin'inona sy takin'inona fa tsisy mahazo gtbl mandeha matory

--------
Link: