Samoann - Mankany Jamaika (Samoann)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia nihodina nrmw ny volana, dia nihodina ny taona
Fa i Rasta dia mbola teo foana
Ny sipa huyaru aza moa dia efa misy betsabetsaka no nisafidy hiaraka aminay
Nisy ihany ireo namana, izay sendran'ny sampanana, dia lasa nivily nankany
Tsy omena tsiny izy fa lalan'ny fiainana izany

Réfrain : Fa ny anay dia tononkira.serasera.org ho tohizanay hatrany ny lalana mankany Jamaika (x4)


Ny lokonay tsy miova fa Vert, Jaune , Rouge
Izay ihany ny anay hatramin'izay
vao hitanao any eny alavitra eny izy
dia efa kobonao hoe Izany ilay Couléra
Izahay tsy manavaka e! fa izahay tia fihavanana
Ireo bandy akama dnmf vao mahita anay tonga dia mikôzy hoe : "marina izany Rasta!"

Refain x2

Samoann - Mankany Jamaika 2026

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Samoann
Vangy : 355
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Samoann
Daty : 26/02/2026 16:58
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0775