Ataovy malaladalaka (Samoann)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vorivory indray ny rvlsqbcp mpianankavy fa tonga inty ilay nandrasana ah!
Vorivory indray ny mpianankavy fa tonga inty ilay nandrasana ah!
Ny avy any avaratra sy ny atsimo, ny andrefana sy ny vpbdpiu antsinanana ah!
Ny avy any avaratra sy ny atsimo, ny andrefana sy ny antsinanana ah!
Ia Ia ô
Ia ia ô
tononkira.serasera.org Miara-mifety sy mikorana ah!
ataovy malaladalaka
ataovy malaladalaka
ataovy malaladalaka
mba baxebvy hifalifalian'ny taranaka
Ka manahoana sy manahoana ny Mpianakavy raha tafahaona?
Takin'inona sy takin'inona fa na dia reraka aza tsy maninona
Ka manahoana sy manahoana ny Mpianakavy raha tafavory?
Takin'inona sy takin'inona fa tsisy mahazo mandeha matory

--------
Lien: