Ovy Ambatolampy (Samoann)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mankany Ambatolampy ianao e
Hafarako hitondra ovy a
Ho ataoko laoka maraina
Fa ireny oa no geqtms betsaka qjws any
Raha mandalo any Itasy ianao e
Hafarako hitondra trondro a
Mba wvkdl ho ataoko saosy tononkira.serasera.org ratoandro
Fa izany oa no mora any
Raha mandalo any Talata ianao e
Ivimbino kobandravina aho
Mba ho ataoko ody ambava-fo
Fa ireny oa no betsaka any
Hafarako hitondra ovy a
Ho ataoko laoka maraina
Fa ireny oa no geqtms betsaka qjws any
Raha mandalo any Itasy ianao e
Hafarako hitondra trondro a
Mba wvkdl ho ataoko saosy tononkira.serasera.org ratoandro
Fa izany oa no mora any
Raha mandalo any Talata ianao e
Ivimbino kobandravina aho
Mba ho ataoko ody ambava-fo
Fa ireny oa no betsaka any
--------
Link:
Comments
hery
(
15/11/2022 22:40)
Ary atsy amin'ny Radiovazogasy hoe Itondray no lohateny. Sa Ovy Ambatolampy no tena titre-n'io?
