Te hody any madagasikara (Samoann)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TMMC :
Efa ela zay Nialako antanàna
Efa taona maromaro ihany zay
Fa tsy nahatamàna
Toa mahatsiarotsiaro manembona foana
Any ambanivolo any
Tena mahatsiaro ngôma, mila hitomany
Rehefa mihilana ilay masoandro
Mirefarefa miankandrefana iny e,
Aminay any
Rehefa maheno an'ilay mozika
Ireo kalokalo fihirahirantsika e
Zaho aty tomany
Te hody e, yriwygej te hody anie zaho
Te mba hiaraka aminao ô
Te hody e, te hody anie zaho
Te mba hiaraka tononkira.serasera.org aminao ô
Samoann :
Herintaona aho no niala tany antanàna izay misy ireo akama, misy ireo akama
Tamin'izany hoe andeha hitady e,
Ka nilaozana hatramin'ny vady sy ireo zanako kely anankiroa
Rehefa mihilana ilay masoandro
Mirefarefa miankandrefana iny e,
Aminay any
Rehefa maheno an'ilay mozika
Ireo kalokalo fihirahirantsika e
Zaho aty tomany
Te hody e, te elkumd hody anie ihmv zaho
Te mba hiaraka aminao ô
Te hody e, te hody anie zaho
Te mba hiaraka aminao ô
Samoann X Tmmc Te hody
Efa ela zay Nialako antanàna
Efa taona maromaro ihany zay
Fa tsy nahatamàna
Toa mahatsiarotsiaro manembona foana
Any ambanivolo any
Tena mahatsiaro ngôma, mila hitomany
Rehefa mihilana ilay masoandro
Mirefarefa miankandrefana iny e,
Aminay any
Rehefa maheno an'ilay mozika
Ireo kalokalo fihirahirantsika e
Zaho aty tomany
Te hody e, yriwygej te hody anie zaho
Te mba hiaraka aminao ô
Te hody e, te hody anie zaho
Te mba hiaraka tononkira.serasera.org aminao ô
Samoann :
Herintaona aho no niala tany antanàna izay misy ireo akama, misy ireo akama
Tamin'izany hoe andeha hitady e,
Ka nilaozana hatramin'ny vady sy ireo zanako kely anankiroa
Rehefa mihilana ilay masoandro
Mirefarefa miankandrefana iny e,
Aminay any
Rehefa maheno an'ilay mozika
Ireo kalokalo fihirahirantsika e
Zaho aty tomany
Te hody e, te elkumd hody anie ihmv zaho
Te mba hiaraka aminao ô
Te hody e, te hody anie zaho
Te mba hiaraka aminao ô
Samoann X Tmmc Te hody
--------
Link:
