Samoann

Nampiditra Samoann
23 andro lasa
Hiran'i Samoann 2 Jereo eto
Vangy : 87
Mpankafy : 0 Ankafizo
Mpihira malagasy avy ao Ambatolampy 104 i Samoann, isan'ny hira tena nahafantarana azy ilay hira "sao de tsy tratry ny taona eo" ary nahazoany ny RDJ Mozika Award 2017 (Catégorie BUZZ),
Efa maro irao hirany toy ny hoe : Itondray Ovy, Tonga soa , Raozy, Sipa efa niteraka, Zay oa, Kidodo Ambositra, sns
Mifototra amin'ny gadona malagasy eto afovoantany ny hirany rehetra ary mampisongadina ny Mozika be (bapampa) ny feonkirany,

Hevitra momba an'i Samoann

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i Samoann (2)

© serasera.org 1999 - 2022 - page load 0.2991