zaho no hisahirana (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Izy no  Ray tsy mba manainga , fa izay rehetra lazainy ,Dia ataony avokoa
Indro Aho hiahy sy hitahy ,ary homba sy hiahy ,’zay rehetra momba anao
Zaho tsy ahafoy anao
Zaho tsy hamela anao irery na sanatria ho very ,amin’ny ady zay atao
Sy izay alehanao,Zaho no hisahirana ,mandra-paha-fotsin’ireo volonao ireo
Zaho tsy handao anao hatramin’ny farany;

2-Izy no ray tena mpiahy,fa izay rehetra marary ,tsitraniny avokoa
Indro aho hitondra fitahiana,hanome izay hiriana raha toy izay tokoa
No mahasoa anao
Zaho tsy hamela anao irery ,raha sanatria hianjera,amin’ny ady izay atao
Sy zay  aretinao ho sitrana avoko
Zaho no hisahirana ,mandra-paha-fotsin’ireo volonao ireo
Zaho tsy handao anao hatramin’ny farany;
A . Hery Razanakoto
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : sami FJKM ITAOSY
Hits : 234
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 07:38
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0743