zaho no hisahirana (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Izy no Ray tsy mba manainga tononkira.serasera.org , fa izay rehetra lazainy ,Dia ataony avokoa
Indro Aho hiahy sy hitahy ,ary homba sy hiahy ,’zay rehetra momba anao
Zaho tsy ahafoy anao
Zaho tsy hamela anao irery yzddsbaf na sanatria ho very ,amin’ny ady zay atao
Sy izay alehanao,Zaho no hisahirana ,mandra-paha-fotsin’ireo volonao ireo
Zaho tsy handao anao hatramin’ny farany;
2-Izy no ray tena mpiahy,fa izay rehetra marary ,tsitraniny avokoa
Indro aho hitondra fitahiana,hanome izay hiriana raha toy izay tokoa
No mahasoa anao
Zaho tsy hamela anao wsrjojsb irery ,raha sanatria hianjera,amin’ny ady izay atao
Sy zay ujfqtx aretinao ho sitrana avoko
Zaho no hisahirana ,mandra-paha-fotsin’ireo volonao ireo

A . Hery Razanakoto

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 504
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 07:38