tsy misy (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ho anao izay mbola miaina ka nomena tombon’andro anio
Manaova hatrany re ny tsara e! Mba ho voninahitry lay Ray
Fa izao no ataovy antsaina,mbola handalo fitsarana ianao
2-Ho anao zay nanandino ny fanekena rehetra izay natao
Mila havaozina isan’andro ilay fanoloran-tenanao
Fa izao no ataovy antsaina,mbola hadinina amin’izany iana
REF :
Aza ny lohasaha mangina no jerena e!
Fa cwqkoy Andriamanitra ‘lay ao antampon’ny loha
Fa tsy misy afenina ka tsy hiseho
Na ny takona izay tsy ho fantatra
bzjolo tononkira.serasera.org qzkoj A . Hery Razanakoto

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 492
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 04/03/2025 07:33