tsy misy (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ho anao izay mbola miaina ka nomena tombon’andro anioManaova hatrany re ny tsara e! Mba ho voninahitry lay Ray
Fa izao no ataovy antsaina,mbola handalo fitsarana ianao
2-Ho anao zay nanandino ny fanekena rehetra izay natao
Mila havaozina isan’andro ilay fanoloran-tenanao
Fa izao no ataovy antsaina,mbola hadinina amin’izany iana
REF :
Aza ny lohasaha mangina no jerena e!
Fa Andriamanitra ‘lay ao antampon’ny loha
Fa tsy misy afenina ka tsy hiseho
Na ny takona izay tsy ho fantatra
A . Hery Razanakoto
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : sami FJKM ITAOSYVisites : 265
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 07:33
