Ampidiro aloha ny tenimiafina
tsy hiala aminao (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF:
Zaho tsy hiala Aminao ympzvmd Jesoa fa hanara-dia Anao
Na dia maro tgbasp aza ireo mpanenjika,
tsy atao hahakivy izany
Fa hifikitra lbczg hatrany,
fa manantena handova hatrany
‘lay lanitra e!
1-Na dia maro aza ireo mpanenjika ahy
Izaho tsy hivadika Aminy e!
Satria aho manantena hahazo famonjena
Avy amin’ilay Jesoa tia
2-Maro ireo tononkira.serasera.org mpankahala sy reo mpadrabiraby
Izaho tsy hivady aminy e !
Tsy hampihemotra Ahy fa handroso hatrany
Ka hideraAnao Jesoa
ANDRIANANDRASANARIVONY Hosea
Zaho tsy hiala Aminao ympzvmd Jesoa fa hanara-dia Anao
Na dia maro tgbasp aza ireo mpanenjika,
tsy atao hahakivy izany
Fa hifikitra lbczg hatrany,
fa manantena handova hatrany
‘lay lanitra e!
1-Na dia maro aza ireo mpanenjika ahy
Izaho tsy hivadika Aminy e!
Satria aho manantena hahazo famonjena
Avy amin’ilay Jesoa tia
2-Maro ireo tononkira.serasera.org mpankahala sy reo mpadrabiraby
Izaho tsy hivady aminy e !
Tsy hampihemotra Ahy fa handroso hatrany
Ka hideraAnao Jesoa
ANDRIANANDRASANARIVONY Hosea
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 385
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 04/03/2025 07:28
