Ampidiro aloha ny tenimiafina
tsy hiala aminao (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF:Zaho tsy hiala Aminao Jesoa fa hanara-dia Anao
Na dia maro aza ireo mpanenjika,
tsy atao hahakivy izany
Fa hifikitra hatrany,
fa manantena handova hatrany
‘lay lanitra e!
1-Na dia maro aza ireo mpanenjika ahy
Izaho tsy hivadika Aminy e!
Satria aho manantena hahazo famonjena
Avy amin’ilay Jesoa tia
2-Maro ireo mpankahala sy reo mpadrabiraby
Izaho tsy hivady aminy e !
Tsy hampihemotra Ahy fa handroso hatrany
Ka hideraAnao Jesoa
ANDRIANANDRASANARIVONY Hosea
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : sami FJKM ITAOSYVisites : 191
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 07:28
