tsy haharitra (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
zbkh tononkira.serasera.org Efa voalaza anie fa tsy haharitra
Fetran’ny andro iainanao ety antany ety
Kanefa ianao anie avob ,variana milalao
Miliba amin’ny fiainana tsy mahasoa anao
Moa efa fantatrao va re fa Jesoa zanany
Nandatsaka ny ràny mba hisolo ny helokao tokoa
Ny hazo fijaliana izay niaretan’i Jesoa tia
No ahazoanao tokoa fiainana mandrakitray ho anao
bnaq A . Hery Razanakoto

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 343
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 07:26