Ampidiro aloha ny tenimiafina
tsy haharitra (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa voalaza tononkira.serasera.org anie fa tsy haharitra
Fetran’ny andro iainanao ety antany ety
Kanefa ianao anie ,variana xgklxthr milalao
Miliba amin’ny fiainana tsy mahasoa anao
Moa efa fantatrao va re fa Jesoa zanany
Nandatsaka ny ràny mba hisolo ny helokao tokoa
Ny hazo fijaliana izay niaretan’i Jesoa tia
No ahazoanao tokoa fiainana mandrakitray ho anao
ywzrgc nnxgs A . Hery Razanakoto

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 397
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 04/03/2025 07:26