tsy ataonao mitovy (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro ntnxazpk Aho mijoro eo ambaravarana ka mandondona
Ka izay mihaino ahy ka mamoha ny varavana
Dia hihiditra ao aminy Aho,
Hiara hisakafo aminy tokoa ary izy Amiko

1-’zay maharesy dia avelako hiara-hipetraka Amiko
Eo ambony seza fiandrianako

2-Raisiko andraikitra tokoa ny fiainany
Ka tsy avelako hiady irery izy
REF:

Ianao no tononkira.serasera.org efa niteny fa  tsy ataoko mitovy
Ireo izay  manompo Anao sy ireo zay tsy nandray anao
Ka izay namoha ny fony mba handray an’i Jesoa
Dia izy tokoa no hampitony ireo tebiteby marobe

                      A . Hery Razanakoto zrqx  (Avril rrza 2016)                    

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : sami FJKM ITAOSY
Hits : 362
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 07:21
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.1233