tsy ataonao mitovy (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro ctnc Aho mijoro eo sgmodo ambaravarana ka mandondona
Ka izay mihaino ahy ka mamoha ny varavana
Dia hihiditra ao aminy Aho,
Hiara hisakafo aminy tokoa ary izy Amiko
1-’zay maharesy dia avelako hiara-hipetraka Amiko
Eo ambony seza fiandrianako
2-Raisiko andraikitra tokoa ny fiainany
Ka tsy avelako hiady irery izy
REF:
Ianao no efa niteny fa tsy ataoko mitovy
Ireo izay manompo Anao sy ireo zay tsy nandray anao
Ka izay namoha ny fony mba handray an’i Jesoa
Dia izy tokoa no hampitony ireo tebiteby marobe
tononkira.serasera.org ypwqq A . Hery Razanakoto (Avril 2016)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 255
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 07:21