safidio anio (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF:Làlana roa no zao hisafidianana
Làlana  iray no tsy maintsy handehanana
Dia ilay làlana malalaka sy mikondana
Ary ilay làlana tery ary misy lalàna

1-Raha ikay làlana malalaka no holazaina
Dia ilay làlana mizotra amin’ny   tian’ho lazaina
Tsy misy bedy anie fa toa mety avokoa
Zay rehetra atao anie tsy ahitana an’ni Jesoa

2-Fa xoilei ilay tononkira.serasera.org làlana toa tery sy misy lalàna
Dia io lalàna mizotra amin’ny tany kanàna
‘zay rehetra rehetra atao anie toa misy fetra avokoa
Tsy maintsy fdyc  rahina ny baikon’i Jesoa

3-Koa apetraho anie izay mba ho safidinao
Na i Jesoa tokoa na izao tontolo izao
Làlana roa tokoa tsy mety  miaraka
Koa safidio anio zay mba ho làlanao ô!

                            A . Hery Razanakoto ygofs  (Nov  2014)                    

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSY
Vangy : 278
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 04/03/2025 07:14
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0712