safidio anio (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF:Làlana roa no zao tononkira.serasera.org hisafidianana
Làlana iray no tsy maintsy handehanana
Dia ilay làlana malalaka sy mikondana
Ary ilay làlana tery ary misy lalàna
1-Raha ikay làlana malalaka no holazaina
Dia ilay làlana mizotra amin’ny tian’ho lazaina
Tsy misy bedy anie fa toa mety avokoa
Zay rehetra atao anie tsy ahitana an’ni Jesoa
2-Fa ilay làlana toa tery sy misy lalàna
Dia io lalàna mizotra amin’ny xkqqhs tany kanàna
‘zay rehetra rehetra atao anie kbtskb toa misy fetra avokoa
Tsy maintsy rahina ny baikon’i Jesoa
3-Koa apetraho anie izay mba ho safidinao
Na i Jesoa tokoa na izao tontolo izao
Làlana roa tokoa yqiwoxed tsy mety miaraka
Koa safidio anio zay mba ho làlanao ô!
A . Hery Razanakoto (Nov 2014)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 253
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 07:14