ray ô zaza izahay (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ray ô ! Zaza izahay kanefa
Ô ! Atolotray Anao tokoa ny andronay rehetra
Atolotray tokoa ry Ray ho ambany elatrao
Arovy re ry Tompo raha gmwgbro sitrakao
2-Ray ô ! Zaza izahay kanefa
Arotsahy aminay tokoa ilay fitiavanao
Mba ahafahanay ry Ray manao ny asanao
Ambino re ry Tompo izay rehetra atao
3-Ray ô ! yigdwi Zaza izahay kanefa
E ! Ny andro iainanay ry Tompo ho Anao tsy misy fetra
Ambaranay anio Jesoa fa aina re no fetra
Ny hanara-dia anao no atao tarigetra
REF : Hidera Anao ‘zahay raha lvkyuxi mbola miaina ety
Ny angatahinay ry tononkira.serasera.org Ray arovy tsy hania
Ny ezaka atao anie ny mba hanompo Anao
Na ho mafy na ho mora tsy hiala Aminao
A . Hery Razanakoto

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 509
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 28/02/2025 09:07