Ampidiro aloha ny tenimiafina
raha tsy maty ianao (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Fifaliana ho ahy ry Tompo no qnduf ilazako Aminao fa
Indro aho vonona hanompo hano izay sitrakao
Ka izay rehetra omena ,indrindra fa ny talenta
Entiko hiderana anao e ! Hitory ny famonjena
2-Toa tsy hainay hadinoina,latsa sy famonoana
Kapoka tena mahamay ,tsy zaka raha miatra aminay
Nefa nieretanao ry tenbh Tompo ‘zay rehetra nitranga
Ny ainao sy ‘layrànao soa e!No antoky ny famonjena
REF zvrrtiz
Raha tsy maty Ianao dia ts’isy famonjena
Ka isaorako anao’lay fitia tsy noterena
Nitsangana Ianao dia naneho ‘lay famonjena
Ka hahazo famonjena izay rehetra mino Anao
tononkira.serasera.org A. Hery Razanakoto (Aout 2018)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 364
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 04/03/2025 07:09