Ampidiro aloha ny tenimiafina
raha tsy maty ianao (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Fifaliana ho ahy ry Tompo no ilazako Aminao fa
Indro aho vonona hanompo hano izay sitrakao
Ka izay rehetra omena ,indrindra fa ny talenta
Entiko hiderana anao e ! Hitory ny famonjena
2-Toa tsy hainay hadinoina,latsa sy famonoana
Kapoka ezffms tena mahamay ,tsy zaka raha miatra aminay
Nefa nieretanao ry Tompo ‘zay ynrrwtmy rehetra nitranga
Ny ainao sy ‘layrànao soa e!No antoky ny tononkira.serasera.org famonjena
REF
Raha tsy maty Ianao dia ts’isy famonjena
Ka isaorako anao’lay fitia tsy noterena
Nitsangana Ianao dia naneho ‘lay famonjena
Ka hahazo famonjena izay rehetra mino Anao
wwycpw A. Hery Razanakoto (Aout 2018)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 321
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 07:09