Ampidiro aloha ny tenimiafina
raha ny zanaka (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tompo be fitia no miantso hoe aviaManantona ianareo ‘zay miasa fatratra
Fa Izaho hanome anao fitsaharana
Dia maivana ny zioganao
2-Tompo be fitia no miantso hoe avia
Manantona ianareo ‘zay mavesatr’entana
Fa Izaho hanome anao fitsaharana
Dia maivana ny entana
REF :
Raha ny Tompo no mba hitokianao
Mba hamaha ireo olana ‘zay mianjady aminao
Raha ny zanaka no hanafaka anareo
Dia ho afaka tokoa ianareo.
A . Hery Razanakoto (Mai 2014)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 256
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 04/03/2025 07:07
