Ampidiro aloha ny tenimiafina
raha ny zanaka (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tompo be fitia no miantso hoe avia
Manantona ianareo ‘zay miasa fatratra
Fa Izaho hanome anao fitsaharana
Dia maivana ny zioganao
2-Tompo be fitia no miantso hoe avia
Manantona ianareo ‘zay mavesatr’entana
Fa Izaho hanome anao fitsaharana
Dia maivana ny entana
REF :
Raha ny Tompo no mba hitokianao
Mba hamaha qskp ireo olana ‘zay vufhjt mianjady aminao
Raha ny tononkira.serasera.org zanaka no hanafaka anareo
Dia ho afaka tokoa ianareo.
A . Hery Razanakoto xgprp (Mai 2014)
Manantona ianareo ‘zay miasa fatratra
Fa Izaho hanome anao fitsaharana
Dia maivana ny zioganao
2-Tompo be fitia no miantso hoe avia
Manantona ianareo ‘zay mavesatr’entana
Fa Izaho hanome anao fitsaharana
Dia maivana ny entana
REF :
Raha ny Tompo no mba hitokianao
Mba hamaha qskp ireo olana ‘zay vufhjt mianjady aminao
Raha ny tononkira.serasera.org zanaka no hanafaka anareo
Dia ho afaka tokoa ianareo.
A . Hery Razanakoto xgprp (Mai 2014)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 490
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 07:07
