raha fatra-paniry (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha fatra-paniry ny zava-panahy tokoa ianareo
Dia izay hampandroso edbjk ny fiangonana mdue re no tadiavo indrindra
Koa handeha re isika hiaraka hientana hitady ny tsara
Hametraka ny zavatra tsara ho an’ny dimby sy fara
Satria re nomeny fitahiana tokoa tamin’ny asa natao
Ho an’izay notahiana ka nahazo tokoa ireo vokatra tsara
Dia izay hampandroso ny fiangonana re no tadiavo indrindra
Ho an’ireo notahiana ka nahazo tokoa reo vokatra tsara
Dia aza adino tokoa ny manolotra izay sahaza ho azy
Hanaovana indray ireo asa mbola tsy vita
Ny fitoriana ny woszg asa tsara nataon’i Jesoa
A tononkira.serasera.org . Hery Razanakoto

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 358
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 04/03/2025 07:03