raha fatra-paniry (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha fatra-paniry ny zava-panahy tokoa ianareo
Dia izay hampandroso ny fiangonana re no tadiavo indrindra
Koa handeha re isika hiaraka hientana hitady ny tsara
Hametraka ny zavatra tsara ho an’ny dimby sy fara
Satria re nomeny fitahiana tokoa tamin’ny asa ywvrc natao
Ho an’izay ruyo notahiana ka nahazo tokoa ireo vokatra tsara
Dia zuoqsql izay hampandroso tononkira.serasera.org ny fiangonana re no tadiavo indrindra
Ho an’ireo notahiana ka nahazo tokoa reo vokatra tsara
Dia aza adino tokoa ny manolotra izay sahaza ho azy
Hanaovana indray ireo asa mbola tsy vita
Ny fitoriana ny asa tsara nataon’i Jesoa
A . Hery Razanakoto

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 397
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 07:03