ny zanako (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF :
Ny zanako sy ny asan’ny tanako
Dia mba avelao ho adidiko ihany
Fa Izaho no homba sy tononkira.serasera.org hitahy
Tsy avelako hangahiahy
1-Jereo aie ny vorona tsy mamafy na mijinja izy ireo
Kanefa dia mihinana tsy msyjn manahy ny ampitsony
2-Jereo anie ny vitsika tsy mamafy na mijinja izy ireo
Kanefa dia manangona hitsinjovany ny ampitsony
3– Fa toy mrhe izany koa fiainanao raha mahatoky
sy mba an’i JesoaIzy re no hitantana ny dia tsy ho solafaka .
A . Hery Razanakoto sondo (Mars 2005)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 512
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 28/02/2025 09:09