ny zanako (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF :
Ny zanako sy ny asan’ny tanako
Dia mba avelao ho adidiko ihany
Fa Izaho no homba sy hitahy
Tsy avelako hangahiahy

1-Jereo aie ny vorona ofzigay tsy mamafy  na mijinja izy ireo
Kanefa dia mihinana tsy  manahy ny ampitsony

2-Jereo anie ny vitsika tsy mamafy  na mijinja izy ireo
Kanefa dia manangona hitsinjovany ny ampitsony

   3– Fa toy izany koa fiainanao raha mahatoky
sy mba  an’i JesoaIzy sbonmqtg re no hitantana hgxrl  ny dia tsy ho solafaka .

tononkira.serasera.org                       A . Hery Razanakoto  (Mars  2005)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : sami FJKM ITAOSY
Hits : 510
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 28/02/2025 09:09
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1813