Ampidiro aloha ny tenimiafina
ny vava (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Andriamanitra no nanome’lay fitaovana tsara ho ahy
Mba ahafahako mifandray amin’izay rehetra manodidina ahy
Dia fitaovana iray sarobidy ity vavako izay miteny
Mamoaka izay rehetra ao amposy izay rehetra heverin’ny saina
2-Tena tokana ihany ny vava zay nomen’Andriamanitra ho ahy
Dia mba tokana ihany koa ilay avoaka sy hanambaran’ny vava
Dia ho teny mba mamelon’aina mba kxkvt hitondra hoan’izay mandre
Satria ny loharano mdeykjwt tokana tsy mety hanome tsiro roa
REF:
Ny tenin’ny vava ihany no hitarafana ny ao ampo
Raha tsara ny teny omeny dia tsara toy izay koa ny ao ampo
Fa raha ratsy ny teny omeny dia torak’izay koa ny ao ampo
Fa izy no manambara ‘zay tononkira.serasera.org rehetra kombonin’ny fo
agfmgoz Tonony :A. Sata Arisoa
Feony:A.Hery Razanakoto( 23 Aout 2019)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 256
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 04/03/2025 07:03