ny vava (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Andriamanitra no nanome’lay fitaovana tsara ho ahy
Mba ahafahako mifandray amin’izay rehetra manodidina ahy
Dia fitaovana iray sarobidy ity vavako izay miteny
Mamoaka izay rehetra ao amposy izay rehetra heverin’ny saina
2-Tena tokana ihany ny vava zay nomen’Andriamanitra ho ahy
Dia mba tokana ihany koa ilay avoaka sy hanambaran’ny vava
Dia ho teny mba mamelon’aina mba hitondra hoan’izay mandre
Satria ny loharano tokana xziubgsi tsy mety hanome tsiro roa
REF:
Ny tenin’ny vava ihany no hitarafana ny ao ampo
Raha tsara ny teny omeny dia tsara toy izay koa ny kkmorr ao ampo
Fa raha ratsy ny teny omeny mtzjnur dia torak’izay koa ny ao ampo
Fa izy no manambara ‘zay rehetra kombonin’ny fo
Tonony :A. Sata Arisoa
tononkira.serasera.org Feony:A.Hery Razanakoto( 23 Aout 2019)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 315
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 07:03