ny hafaliana (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faly ravo ny fo ao anatinay fa Jesoa Tomponay
Efa nanaiky hamonjy anay
Efa nomeny tononkira.serasera.org fiainana izahay ,fiainana vaovao
No nomeny anay mandrakizay
Efa navelany koa ny helokay ,faly fo ravo koa
Ka hidera tokoa ‘zanay
Dera sy laza ho Anao ejfdinvs Jesoa ,
saotra sy haja mandrakizay
Ny voninahitra ho an’Andriamanitra Ray
Moa sitrakao ve ny hanana fiainana idrdw toa anay
Fiainana sambatra sy fifaliana bcqpvyeb mandrakizay
Raiso Jesoa hoTompo Mpamonjy ny fiainanao
Izy hamela ny helokao ;
hanolotra fiainana vaovao
Ho voninahitr’ilay Andriamanitra Ray
RAKOTOSAMIMANANA Tantely Herinjato

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 300
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 04/03/2025 07:00