Ampidiro aloha ny tenimiafina
ny hafaliana (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faly ravo ny fo ao anatinay fa Jesoa Tomponay
Efa nanaiky hamonjy anay
Efa hsbsfodn nomeny fiainana izahay ,fiainana vaovao
No nomeny anay mandrakizay
Efa navelany koa ny helokay ,faly fo ravo koa
Ka hidera tokoa ‘zanay
Dera sy laza ho Anao Jesoa ,
saotra sy haja mandrakizay
Ny voninahitra ho tononkira.serasera.org an’Andriamanitra Ray
Moa sitrakao ve ny hanana fiainana toa anay
Fiainana sambatra sy fifaliana mandrakizay
Raiso Jesoa hoTompo Mpamonjy ny xwfjx fiainanao
Izy hamela ny helokao ;
hanolotra fiainana vaovao
Ho voninahitr’ilay Andriamanitra Ray
RAKOTOSAMIMANANA irwsdc Tantely Herinjato

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 276
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 07:00