mitoria (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iae ! Iea! Iae iea ! Iae ! Iea
Ô ! Mandehana ka mitoria ,filazantsaran’i Jesoa
Hanakohako tokoa manerana ny tany
Aoka ianao tsy ho menatra vavolombelon’i Jesoa soa
Ka hanambara ny fahamarinany eto antany a!
Ô ! Mandehana vontosy filazantsara
Dia ity  NOsy malalantsika Gasikara

1-Aza  avela ho rembin’ireo fahavalo
Ka ho resin’ireo zwbt rendrarendra gxuah maro ‘zay mandalo plgzsi

2-Aza avela ho menatra hanehof asahiana
Mitangana tononkira.serasera.org ho vonona haneho tokoa fitoriana

          
                      A . Hery Razanakoto

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSY
Vangy : 316
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 28/02/2025 09:12
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1052