mitoria (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iae ! Iea! Iae iea ! Iae ! Iea
Ô ! Mandehana ka mitoria ,filazantsaran’i Jesoa
Hanakohako tokoa manerana ny tany
Aoka ianao tsy ho menatra vavolombelon’i Jesoa soa
Ka hanambara ny fahamarinany eto antany a!
Ô ! Mandehana vontosy filazantsara
Dia ity  NOsy trtfcapx malalantsika Gasikara

1-Aza  avela ho rembin’ireo fahavalo
Ka ho resin’ireo rendrarendra maro ‘zay mandalo

2-Aza avela ho menatra qwqreh hanehof asahiana
Mitangana ho vonona haneho cjyweldm tokoa fitoriana

          
      tononkira.serasera.org                 A . Hery Razanakoto

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : sami FJKM ITAOSY
Hits : 317
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 28/02/2025 09:12
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0299