mbola hifaly ihany (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa na dia tsy mamontsina aza ny aviavy
Ka tsy miqy voany vuoms ny voalomboka
Fa na dia diso fanantenana aza aho
Ka tsy namokatra ny saha
Fa na vonoina aza re ny ondry ao am-bala
Ka ts’isy omby ny ao am-pahitra
Fa nadia foana aza re ireo harena
Tapitra ,fongana avokoa
Nefa izaho dia mbola hifaly
Hifaly ao amin’nyJehovah ihany
Sy hiravoravo amin’Andriamanitry ny famonjena ahy
Na dia tononkira.serasera.org tsy mba hkvdba vanona aza ireo ezaka rehetra natao
Sanatria tsy hahavery ny finoana izany
fcmizunj Hab 3:17—18)
A . Hery Razanakoto (Avr 2016)
Ka tsy miqy voany vuoms ny voalomboka
Fa na dia diso fanantenana aza aho
Ka tsy namokatra ny saha
Fa na vonoina aza re ny ondry ao am-bala
Ka ts’isy omby ny ao am-pahitra
Fa nadia foana aza re ireo harena
Tapitra ,fongana avokoa
Nefa izaho dia mbola hifaly
Hifaly ao amin’nyJehovah ihany
Sy hiravoravo amin’Andriamanitry ny famonjena ahy
Na dia tononkira.serasera.org tsy mba hkvdba vanona aza ireo ezaka rehetra natao
Sanatria tsy hahavery ny finoana izany
fcmizunj Hab 3:17—18)
A . Hery Razanakoto (Avr 2016)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 225
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 03/03/2025 09:17
