mbola hifaly ihany (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa na dia tsy mamontsina aza ny aviavy
Ka tsy miqy voany ny voalomboka
Fa na dia diso fanantenana aza aho
Ka tsy namokatra ny saha

Fa tononkira.serasera.org na vonoina aza re ny ondry ao am-bala
Ka ts’isy omby ny ao am-pahitra
Fa nadia foana aza re ireo harena
Tapitra ,fongana avokoa

Nefa tkajrnxl izaho dia mbola hifaly
Hifaly alia ao amin’nyJehovah ihany
Sy hiravoravo amin’Andriamanitry ny famonjena ahy
Na dia tsy mba vanona aza ireo ezaka rehetra natao
Sanatria tsy hahavery ny finoana izany
     voeso                                            Hab 3:17—18)
              A . Hery Razanakoto  (Avr 2016)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : sami FJKM ITAOSY
Hits : 224
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 09:17
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0431