mba ho fanavotana (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ho anao izay tonga mibebaka etoana
Moa fantatrao ve ?
Fa noho ianao anie no nahatonga an’i Kristy
‘zay nombohona tamin’ny hazo fijaliana
2-Fa muivgbkn toy izao anie no nitiavan’Andriamanitra
Izao tontolo izao
Nomeny ilay zanany lahy tokana
Mba tsy ho very izay rehetra mino zay
REF:
Nandatsaka ny ràny anie Jesoa
Nombohona tamin’ny hazo fijaliana Izy
Nanolotra ny ainy ihany koa
Mba tononkira.serasera.org ho fanavotana anao
rcapraug A . Hery Razanakoto
xulqgp
Moa fantatrao ve ?
Fa noho ianao anie no nahatonga an’i Kristy
‘zay nombohona tamin’ny hazo fijaliana
2-Fa muivgbkn toy izao anie no nitiavan’Andriamanitra
Izao tontolo izao
Nomeny ilay zanany lahy tokana
Mba tsy ho very izay rehetra mino zay
REF:
Nandatsaka ny ràny anie Jesoa
Nombohona tamin’ny hazo fijaliana Izy
Nanolotra ny ainy ihany koa
Mba tononkira.serasera.org ho fanavotana anao
rcapraug A . Hery Razanakoto
xulqgp
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 354
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 09:16
