Ampidiro aloha ny tenimiafina
mba ho fanavotana (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ho anao izay tonga mibebaka etoana
Moa fantatrao ve ?
Fa noho ianao anie no nahatonga an’i Kristy
‘zay nombohona tamin’ny hazo fijaliana
2-Fa toy dsrbql izao anie no nitiavan’Andriamanitra
Izao tontolo izao
Nomeny ilay zanany tononkira.serasera.org lahy tokana
Mba tsy ho very izay rehetra mino zay
REF:
Nandatsaka khbxkf ny ràny anie Jesoa
Nombohona tamin’ny hazo fijaliana Izy
Nanolotra ny ainy ihany koa
Mba ho fanavotana anao
awgyre A . Hery Razanakoto
Moa fantatrao ve ?
Fa noho ianao anie no nahatonga an’i Kristy
‘zay nombohona tamin’ny hazo fijaliana
2-Fa toy dsrbql izao anie no nitiavan’Andriamanitra
Izao tontolo izao
Nomeny ilay zanany tononkira.serasera.org lahy tokana
Mba tsy ho very izay rehetra mino zay
REF:
Nandatsaka khbxkf ny ràny anie Jesoa
Nombohona tamin’ny hazo fijaliana Izy
Nanolotra ny ainy ihany koa
Mba ho fanavotana anao
awgyre A . Hery Razanakoto
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 320
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 09:16
