mandehana (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1– Mandehana gzxidveu ,mandehana ianao
Dieny mbola malaina
Mamafaza voa sao mba misy antenaina
Afafazonao avokoa ireo tsara anananao
Fa ho tononkira.serasera.org mamy anie ‘zay rehetra ataonao
2-Mandehana ,mandehana ianao
Dieny mbola malaina
Mamafaza voa sao mba misy antenaina
Mazotoa amin’ny asa izay fanompoana ny Tompo
Fa tsy ho very maina anie ‘zay nikelezanao cjngqh aina
REF:
Koa mandehana ary ianao amin’izao tontolo izao
Dia ataovy mpianatro ny firenena
Torio ho ren’ny tany ho ren’ ny lanitra
Fa maty Jesoa noho ianao
ugxs A . Hery Razanakoto

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 533
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 09:14